Antsan'i Kristy

  • il y a 14 ans
http://www.baiboly.org/

TENA HAFA IHANY (Antsan’i Kristy)

Ref :
Tena hafa ihany ny miaraka amin’ny Ray
Mahita fiadanam-po mandrakizay
Fa na ady sarotra sy olana mamay
Ny tanany mahery ampy aro ho anay

A/C : L. Raoelinivo