MADAGASIKARA MAMINTSIKA - MADAGASCAR QUE NOUS CHERISSONS

  • il y a 14 ans
HIRA FANEVA - MADAGASIKARA MAMINTSIKA

Feno dimampolo taona
Ny Fahafahan’ny Malagasy
Ny Ho avy tsara tsara no andrandraina izao
Satria ny tsara sitraka Andriamanitra

Andao amin’izay, andao amin’izay
Hifanolotra fitiavana amin’ny fo hahasambatra
Fotoana izao, fotoana izao
Hanondrontan’avo ity Nosy mamy ity
Andao amin’zay, andao amin’zay
Samy hanome ‘zay tsara indrindra ho tolotra
Fotoana izao, fotoana izao
Hanondrontan’avo ity Nosy mamy ity

Hasandrato ny Ambompo-pirenena
Ka ny tombontsoa ny Nosy no jerena
Masina loatra koa ny Firenena
Ka nde ‘zay tsara indrindra no omena

Mpamorina : MAX EXCEPTION

Recommandée