Tsaroako Tanora Taratry ny Famonjena Betafo

  • il y a 15 ans
Ny fiainana ety tsy mba toy ny ary
Fa mandalo, mielina tsy malina
Tsaroako tokoa fa ny fahasoavanao
No itantananao ny fiainako

Fanantenana no mameno fo
Na tsy azo ialana ny ady ety
Ny fitiavanao, ô ry Tompo Tsitoha
No andrandraina, antenaina tokoa Tompo ô!
Tena saina matoky tsy manahiahy
No iarahako aminao.

Recommandée