nouns81

@nouns81
Fisaorana lehibe no atolotro an'i Jehovah Andriamanitra izay hinoako sy tompoiko noho izao fahasoavana lehibe nomeny ahy izao. Faly ny tenako fa afaka nandre ireo toriteny ireo satria tena nitondra fihovana lehibe teo @ fiainako ireo; Ianao koa izay mijery ireo toriteny ireo dia mba hirariko mba hitondra fanovana lehibe eo @ fiainanao koa anie ireo. Ny fahasoavan'Andriamanitra dia hijorko vavolombelona hatrany @ tany niaviako ka hatraty Amerika ka hatrany am-paran'ny tany. Amen!