Sign In
Explore
Library
Create an account or sign in for a tailor-made video experience
Sign Up / Sign In
What to Watch
Categories
All Categories
Who to Follow
04:32
Hitanao ny adin-tsaiko - Telonohorefy Famonjena
by
Masombahiny
87
views
03:56
Voatana - Bessa sy Lola
by
Masombahiny
14
views
04:05
Izy no Mesia - Fefi
by
Masombahiny
10
views
05:45
Taona maro - Ny Menafify
by
Masombahiny
22
views
03:38
Afafy ny Teny - AFAFI
by
Masombahiny
17
views
04:37
Fitiavan'i Neny - Tarika Ramilison Fenoarivo
by
Masombahiny
19
views
03:58
Tany ay toy - KTKT
by
Masombahiny
9
views
04:45
Neny - Sarobidy kely
by
Masombahiny
165
views
05:00
3 A (Aiza no misy - Aoreno mafy tsara - Anao aho Tompo o) - Tarika Christophe Ratrema
by
Masombahiny
98
views
04:27
Medley Farakely
by
Masombahiny
189
views
03:09
Derao Jehovah - AFAFI
by
Masombahiny
2,859
views
02:27
Tompo ô tsy mendrika aho - Vetson-kira
by
Masombahiny
293
views
05:39
Mila Famonjena - Lôla
by
Masombahiny
14
views
03:33
Ny ahy Jehovah - Laurent Rakotomamonjy
by
Masombahiny
126
views
05:30
Sarobidy - Vonjy
by
Masombahiny
40
views
04:01
Asandrato Avo - Akon'ny Fandresena Ambositra
by
Masombahiny
10
views
02:50
Faly mihoby - Vetson-kira
by
Masombahiny
23
views
03:30
La pluie - Hantatiana
by
Masombahiny
13
views
Hay teo foana i Kristy - Jocelyn Ranjarison
Like
by
Masombahiny
Follow
4 views
Tweet
Hoy Jesosy: "Tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka."
Lioka 5:32
"Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany" Jaona
1:12
Fatra-pitady hafaliana
Taloha aho, tamin-java-boarara
Ka ny tsiniako ireo loza, mpahazo ahy
Tety an-tany
Niraiki-po tamin'ny tany aho
Mandram-pianjerako nitsirara
Tamin'io indrindra anefa
No niantso ahy Ilay mpiandry tsara.
ref:
Hay teo foana i Kristy (x2)
Niandry ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy.
Tsy hita intsony ireo rendrarendra
Izay namitaka ahy
Haiko izao ny làlan-tsara
Ka hizotra aho tsy amin\\'ahiahy
Ny fiainako isan\\'andro
Miarak'Aminy dia mamy éry
O! Indrisy raha fantatro
Tsy nampiandrasiko mihitsy i Kristy.
Hay teo foana i Kristy (x2)
Niandry ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy.
more
Publication date :
01/08/2012
Duration :
03:10
Category :
Music