Azo antoka ny fanavotana ao amin'i Kristy N°2

Nini-67

par Nini-67

272 vues
"Azo antoka ny fanavotana ao amin'i Kristy" fandaharana arahinao amin'ny tv iray ao Tana isaky ny Alahady maraina.

Manokàna fotoana dia mazotoa mandinika ny Soratra Masina amin'ny alàlan'izao fampianarana mifampitohy izao.