LÔLA Nanao ny tsy fanao

  • il y a 18 ans
NANAO NYTSY FANAO (Lôla)

Fa mahoano kay tsy mety ho nitra ôô !
Ny tsara sy manja
Izay mahatonga ditra
Ho antsika lasa mitsiriritra
Tsy voatana ny fakam – panahy
Izay tsy teri lalana
Ajao ny fomba fitafy
Manampi tsotraka toa miafiafy
Na ny mana bady na mpifankatia
Be dia be no miady miovaova sy i i i !

Refrain: (2 fois)

Nanao tsy fanao
Fa nahita vaovao dia misaraka fa lao
Ao ireo niaraka efa ela
Misy aza mananjaka ela
Dia foin’ireo tia tena é é

Dia hoya ho é ! Aza atao kilalao ity vatanao
Tsy fanana pokon’ olona izy io é !
Izay te hibata dia afaka maka
Hajao ny olon tianao ô ô !
Dia dia ho hitanao
Fa voakolokolony anareo
Tsy voasarika
Na ny manambady na mpifankatia
Be dia no miady miovaova sy

Ref: (3fois)

(2fois)
Tsy laninao ny tsara sy manja
Anjaranao no mandajalanja

Ref: