GLR - Anatra

  • il y a 15 ans
Lioka 15:18 – 24 « hiainga aho, dia hody any amin'ny raiko ka hanao aminy hoe: raiko ô ! efa nanota tamin'ny lanitra sy teo anatrehanao aho ka tsy mendrika hatao hoe zanakao intsony; fa ataovy tahaka ny anankiray amin'ny olona karamainao aho…..fa ity zanako ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray. dia nifaly izy.”