• il y a 10 ans
fahatsiarovana ireo dindos n'ny tanana 67ha avatra andrefana indrindra fa RADANY BE na i BILA e! ary indrindra fa ITOMPOKOLAHY RA-MENA ITOMPOKOLAHY RA-CHRIS,ITOMPOKOLAHY HAJA RA-BELOHA,ITOMPONKOLAHY HAJA RASOANAIVO NA I RANGAHY IZAY ni-forme antsika rehetra zoky be ireo fanaja, miala tsiny fa izaho no mihira azy na dia tokony ho hiraintsika rehetra aza, (RA-BIDON,RA-PAPA,SEFO,,sns...milay ry zalahy mbola ho avy ny andro hirantsika mihira io vazo io sy ireo vazotsika vrac-be mbola tsy vita sur ry zalahy a! bonne e! dindos

Category

🎵
Musique