Jade Ft. Sweet - Izaho & Ianao [OFFICIAL VIDEO] with lyrics

  • il y a 11 ans
Jade Ft. Sweet - izaho sy ianao

Paroles / Lyrics :
Intro
Tsisy animba ny antsika..
Omeko anao ny paradisa..
Tsy ho avela angatsika..
Ho tafa fona ny antsika..

Jade
Efa tsapa ny antsika sy ianao

Ny asambarako manana anao
Tsy ho vita'ny teny ka andao
Ifanome fitia vaovao
Ka ireo 'zay tsy mety avelao
Fa ny antsika sy ianao no atao
F'izao tsy mba andao anao

F'ijanona eo anilanao..

No mampety ahy
Mifampizara fitia mandrakizay

Eo anilanao no mba..
Tiako isy ahy
Aza avela hoe "Ilay 2 lasa 1"

Hook
Izaho & Ianao
Tsisy animba ny antsika
F'Izaho & Ianao
Omeko anao ny paradisa
F'Izaho & Ianao
Tsy ho avela angatsika
F'Izaho & Ianao
Ho tafa fona ny antsika
F'Izaho & Ianao..

Sweet
Izaho sy ianao efa voa soratra
Ra fianarana fitia, tsika no atao ohatra
Aiko fa tsy vita vazo na manoratra
Za tsy de mahay fa ra enao tsara ny vokatra
Tsy aiko, fa mety izaho no tsara vintana
Ra vao tsisy anao baby ny lanitra tsisy kintana
Aiko fa enao aloha sipa mbola tsy tany
Ka tiako mba izaho no fetombohany sy efarany
Izaho ilay somary "be ny ditra, kely ny alahelo"
Nefa raha ianao izaho tsy mila sipa 3
Izaho aloha potika @nao fa ny foko mba jereo
Na ikozy "Tiako Ianao" in'100, Izaho tsy ho leo
Ka mba jereo 'zay rehetra mba nataoko anao
Izaho tsy hiova foh, izaho tsy andao anao

Fa ny foko manontolo no omeko anao
Ka ninoninona iseo izaho anilanao..

Jade

No mampety ahy
Mifampizara fitia mandrakizay

Eo anilanao no mba..
Tiko isy ahy
Aza avela hoe "Ilay 2 lasa 1"

Hook
Izaho & Ianao
Tsisy animba ny antsika
F'Izaho & Ianao
Omeko anao ny paradisa
F'Izaho & Ianao
Tsy ho avela angatsika
F'Izaho & Ianao
Ho tafa fona ny antsika
F'Izaho & Ianao..

Bridge
Tsisy animba ny antsika..
Omeko anao ny paradisa..
Tsy ho avela angatsika..
Ho tafa fona ny antsika..

Izaho sy anao..

Hook (x2)
Izaho & Ianao
Tsisy animba ny antsika
F'Izaho & Ianao
Omeko anao ny paradisa
F'Izaho & Ianao
Tsy ho avela angatsika
F'Izaho & Ianao
Ho tafa fona ny antsika
F'Izaho & Ianao..

Recommandée